Entry satroka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Isam-pitafiana mandrakotra ny loha, vita amin' ny bonetra na bosoa na amin' ny karazan-javamaniry toy ny mololo, ny penjy... ary na amin' ny lamba koa aza. Arakaraka ny zavatra anaovana azy na ny bikany, ireto avy ny karazan-tsatroka lehibebe hita teto: satroka ahibano, satroka ba, satroka bonetra, satro-bory, satroka harona, satroka jaomalanga, satroka jobo, satroka kasikety, satroka panama, satroka penjy, satroka tavimandry, satroka valalamihoatra, satroka fito rantsana [1.1]
Explanations in English A hat [1.7]
Explanations in French Chapeau [1.8]
Examples Vao renay ny fiarakodia avy dia niampirina an-tsisin-dalana izahay rehetra ary efa nivonona hanala satroka daholo. [2.472]
Morphology 
Simple : satroka, satroko, satrokao, satrony, satrotsika, satrokay, satrokareo, satrok', satro-, satroky
Prefixed : -tsatroka, -tsatroko, -tsatrokao, -tsatrony, -tsatrotsika, -tsatrokay, -tsatrokareo, -tsatrok', -tsatro-, -tsatroky
Derivatives 
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs 
Illustrations 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11