| Entry | 1 satokoa |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Antemoro] Fefy famandriham-biby tokana; raha vao tafiditra ao ny biby, dia milatsaka ny hidiny ary dia mihinana ny hanim-pandrika napetraka ao ilay biby (mangahazo no hanim-pandrika ho an' ny lambo)
[1.1] |
| Anagrams | 4 akotsao, satokoa |
| Updated on 2026/02/04 |
|