Entry sarotro
Part of speech noun
Malagasy definition Aro orana vita amin' ny tsihy roa izay samy avitrana eo amin' ny lavany iray sy sakany iray ka ny sakany mivitrana no manarona ny loha; ny sarotro dia ampiasain' ny mpiandry omby indrinda ataony kapaotin' orana [Rajemisa 1985]
English definition a cape made of a mat folded and sewed together at one end [Hallanger 1973]
French definition cape faite d'une natte pliée en deux et cousue d'un côté [Hallanger 1974]
Derivations 

Entry sarotro
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tambahoaka] vavafo, kibo [Rakotosaona 1972]
French definition ventre [Hallanger 1974]
Vocabulary 

2012/10/08