Entry saro-piaro (sarotra, aro)
Part of speech expression
Malagasy definition Sarotiny izaitsizy amin' ny zavatra ananany, izay tandremany sy arovany fatratra, tsy zarazarainy amin' ny hafa [Rajemisa 1985]
English definition Jealous [Hallanger 1973]
French definition Jaloux [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 Soupçonneux, excessivement chatouilleux, comme un mari par rapport à son épouse [Abinal 1888]
Vocabulary 
Quotes 

2016/07/18