Entry | saro-diasana | |
Elementary words | sarotra ; diasana | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Manahirana ny mandimby azy satria nahay ny asany loatra izy ka sao tsy mahatoraka azy izay misolo azy [1.1] | |
Explanations in French | Qu'on remplace difficilement ; se dit de quelqu'un de très habile qu’il est difficile d'égaler et de remplacer [1.3] | |
Updated on 2023/05/18 |