Entry | 1 saro-kenatra |
Elementary words | 2 sarotra, henatra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Olona menatra vetivety, mora tsy mahajery olona raha vao misy zavatra mikasika azy, mora menatra, mivoara-mena vetivety raha vao misy resaka na teny momba azy |
Explanations in English |
5 [1.7] Very bashful |
Explanations in French |
6 [1.3] Timide, qui se déconcerte, rougit facilement 7 [1.8] Très timide par honte 8 [1.13][sarokenatra] timide |
Synonyms | 9 menamenatra |
Updated on 2023/05/18 |