|
|
|
|

Entry1  sarintany
Elementary words  2 sary, 3 tany
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 ny sarin' ny tany natao amin' ny tsipika manaradrefy [1.1]
Explanations in French  6 carte [1.13]
Examples  7  Niezahana mafy koa ny nanamboarana sarintany ahazoana mametraka mazava ny toerana malaza voatonona ao amin' ny boky. [2.508#]
8  Raha mijery ny sarintany fehizay ianao, dia hahita fa ao anelanelan' i Mahazony sy Ankitsika, dia tsy misy afa-tsy ala mikirondro; [2.357#]
Vocabulary  9  Geography: (in general)
All compound words  10 sarintanim-paritra
Illustrations 
11 

Anagrams  12 anantsiry, 13 antsirina, sarintany, 14 sinitrana, 15 siran-tany, 16 sitranina

Updated on 2025/11/09