|
|
|
|

Entry1  sari-monina
Elementary words  2  sary, monina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana ireo vahiny efa mitoetra maharitra eo amin' ny vohitra iray
Examples  5  Tamin' ny volana febroary 1889 dia nandefa mpiady mahafaly dimanjato tany Nosy Ve izay nisy Frantsay sarimonina telopolo Lahintafika. [2.508#]
Proverbs  6  Proverbs containing the word sari-monina

Anagrams  7  namorisany, namosirany, ranomasiñy, ranomasiny, sari-monina

Updated on 2023/06/07