Entry sariaka (riaka)
Part of speech adjective
Malagasy definition Falifaly lava, tia resaka sy mitsikitsiky: Olona sariaka iny namanao iny ka mahafinaritra ny miaraka aminy. [Rajemisa 1985]
English definition gay, affable [Hallanger 1973]
French definition gai, débonnaire [Hallanger 1974]
Derivations 
Synonyms mariaka ~ mariadriaka ~ sariadriaka

Entry Sariaka
Part of speech name (toponym) [list]
Vocabulary 
Illustrations 

2010/11/10