| Entry (1/2) | 1 saosao |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 fikorontanana
[1.13] |
| Explanations in French |
4 parasite
[1.13] |
| Entry (2/2) | 5 saosao |
| Part of speech | 6 noun |
| Explanations in Malagasy |
7 Toetran' ny zavatra tsy malamalama fa misy marokoroko na maraorao
8 Feo heno amin' ny fikasokasoky ny lamba henjankenjana 9 Fihinanana hanina haingana, an-kisesy [1.1] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 14 asosao, 15 osaosa, saosao, 16 soasoa |
| Updated on 2026/02/22 |
|