Entry saonjorano (saonjo, rano)
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-tsaonjo tsy fihinana ny vodiny fa ny raviny kosa (izay tena atao hoe horirika) dia fanao fangaron-daoka [Rajemisa 1985]
French translation  [Betsimisaraka] (comme saonjondrano). Variétés âcres, semi-sauvages de Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae). [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Colocasia esculenta
Synonyms saonjondrano

Updated on 2020/10/12