Entry saobakaka
Part of speech noun
Malagasy definition Biby mitovitovy amin' ny sahona saingy izy lehibe, ary ny hodiny mivotrovotro; fatra-pisambotra bibikely hohaniny ny saobakaka ka noho izany heverina ho biby mahasoa [Rajemisa 1985]
English definition a large frog, sometimes called a toad [Hallanger 1973]
French definition grosse grenouille, parfois appelé crapaud [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Synonyms sabakaka
Quotes 

2012/09/14