Entry sangina (sangy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Anaovana kivazivazy, lalaovina: Nosangin' Ikoto ny zandriny dia nitomany
Hetraketrahina, sorisorenina: Sangin' Isambilo foana ny zanako ka tsy nety nianatra intsony
Kasikasihina ho mari-pisakaizana tafahoatra: Henoko fa sangin' ialahy i Soa zanako; atsaharo izany! [1.1]
Morphology 
Present : sangina, sangiko, sanginao, sanginy, sangintsika, sanginay, sanginareo, sangin', sangin-, sangim-, sangi-
Past : nosangina, nosangiko, nosanginao, nosanginy, nosangintsika, nosanginay, nosanginareo, nosangin', nosangin-, nosangim-, nosangi-
Future : hosangina, hosangiko, hosanginao, hosanginy, hosangintsika, hosanginay, hosanginareo, hosangin', hosangin-, hosangim-, hosangi-
Imperative : sangio

Anagrams 

Updated on 2023/01/20