Entry sandrify
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaniry rarin' ny vehivavy hatao harona eo amin' ny fotoana anaovana hasoavana ny zaza [Rajemisa 1985]
French translation espèce de palmier dont les feuilles sont employées dans la circoncision [Abinal 1888]
 (dialecte non précisé). D'après Malzac, ce serait un Palmier dont les feuilles sont employées lors de la circoncision. [Boiteau 1997]
Vocabulary 

Entry sandrify
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] haronkely mifanarona sady fisaka [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] kitapo [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] haron-kely mifanarona somary lakana fitehirizana zavatra ilaina toy ny bokim-pianarana, vola, firavaka, ody na zavatra hafa [Rakotosaona 1975]
 Haronkely fitondran' ny mpianatra ny zavajavany kely momba ny fianarana [Rajemisa 1985]
 karazan-kitapo voarary vita amin'ny zavamaniry [SLP 1986]
French translation sac de paille [SLP 1986]

Updated on 2020/10/12