Entry sandra
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanala] zavatra nafadin'ireo razana fahagola ka mbola fadin'ny taranaka ankehitriny aty aoriana indray [Rakotosaona 1975]
Synonyms sandraña

Entry sandra
Part of speech noun
French translation  [Betsimisaraka] D'après Jully: arbre de faible diamètre mais fournissant un bois noir, très beau. SANDRA (Sakalava) Ce nom serait aussi connu sur la côte Ouest d'après Dandouau. [Boiteau 1997]
Vocabulary 

Updated on 2020/10/12