|
|
|
|

Entry1  samy
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mpisolo anarana malala-kevitra fametraka eo alohan' ny matoanteny na mpamaritra milaza toetra ka ny heviny dia hoe: rehetra ary tsirairay: Samy naka boky telo avy izy mirahavavy ~ Samy tsara ny raozy sy ny lisy
Explanations in English  4  [1.7] both, each, every one
Explanations in French  5  [1.8] chacun, l'un et l'autre
Examples  6  samy manana ny tiany. [2.296]
7  samy naka aina aloha. [2.4]
8  samy tia, samy manina. [2.69]
Morphology 
9  Simple :
10  Imperative :
Compound words 
Tables and plates  28  All the pronouns

Anagrams  29  asim, isam, masi, masy, misà, misa, saim, samy, sima

Updated on 2023/08/11