Entry | 1 sampanteny |
Elementary words | 2 sampana, teny |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ireo teny rehetra avy amin' ny fototeny iray, azo tamin' ny alalan' ny tovona, tovana ary tsofoka. Oh.: Sitranina, sampanteny avy amin' ny ft. sitrana, manenona (ft. tenona), vinidy (ft. vidy), tomaratra (ft. taratra) |
Explanations in French |
5 [1.5] mots dérivés (grammaire) |
Vocabulary |
6 Linguistics |
Anagrams | 7 mpiantsena, sampanteny |
Updated on 2023/11/25 |