Entry sampanteny
Elementary words sampana ; teny
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ireo teny rehetra avy amin' ny fototeny iray, azo tamin' ny alalan' ny tovona, tovana ary tsofoka. Oh.: Sitranina, sampanteny avy amin' ny ft. sitrana, manenona (ft. tenona), vinidy (ft. vidy), tomaratra (ft. taratra) [1.1]
Explanations in French Mots dérivés (grammaire) [1.5]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/11/25