|
|
|
|

Entry1  sampaho
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny taho kelin' ny hazo misy ny voa; ny voankazo miraikitra amin' io taho kely io: Tarafo ny rano fa ho hitanao ao / Ny nakako voahirana indray maka izay, / Ka tsarovy ny teny nataoko aminao / Raha nanolotra anao ny sampahony iray. (Ratsimiseta)
4  [1.13] fitambaran'ny voakanzo iray tangozana
Explanations in English  5  [1.7] a cluster, esp. of fruit like grapes
Explanations in French  6  [1.8, 1.13] grappe
7  [1.196] (tiré de faho : ce qui est serré). Inflorescence dont les fleurs sont serrées les unes contre les autres. Grappe dont les fruits sont très serrés. [Merina]
Examples  8  voaloboka misy poizina no mba voalobony, sampaho mangidy no mba azy. [2.996#05.032.032]
Vocabulary  9  Botany: (in general)
Analogs  10  fampaho

Anagrams  11  hasampo, sampaho

Updated on 2020/10/13