Entry samonina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Monomonona na ngonongonona noho ny hasosorana na hatezerana
Ny firimorimon' ny fihodinan' ny milina
Ny feo heno amin' ny fanidinan' ny tantely. [Vocabulary: Sound] [1.1]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31