Entry samoina
Part of speech noun
Explanations in French Murmure [1.3]
Examples 
1Tiany ny fimonomonon' ny samoina mitety ny ravinkazo mitsimoka. [2.529]
2Hendry anaty toy ny samoina, fa raha mivoaka afatotry ny sasany. [2.69]
Derivatives 
Proverbs 

Entry samoina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Bibikely miofo ho lolo avy amin' ny bibintsaonjo na bibimbomanga na olimpanjehy; manana fantsona lava mety mihorongorona eo ambony vavany ny samoina, izay fitsentsefany ny rano mamy ao anatin' ny voninkazo (tsahivina fa ny samoin' ny bibindandy dia atao hoe soherina no anarany [1.1]
Explanations in English The moth of the silkworm [1.7]
Explanations in French Papillon du ver à soie [1.8]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/02/09