Entry samby
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka, Tanala] Samy: Androngo miady ambato ka samby miaro ñy ramboñe tsy ho meto (Samby emaso: eo anatrehana, ifanatrehana) [1.78]
 Jereo samy [1.1]
Explanations in French Comme samy [1.3]
Examples 
1Samby miepoky ao afiaty rano rozy iaby. [2.606]
2Dia samby nitondra lasàka raika ny biby izay nañatoña ñy hanina an' azy iñy. [1.406]
Derivatives 
Compound words 

Entry samby
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Anaram-boron-dranomasina misitrika rehefa misambotra hazandrano [1.1]
Explanations in French Guifette moustac (Chlidonias hybridus) [4.22]
Scientific name Chlidonias hybridus
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2022/12/20