Entry | sambosy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazan-tsakitsaky izay toy izao no famboatra azy: alaina ny hena voatoto masaka, afangaro amin' ny tongolo, persily..., dia fonosina takelaka lafarina manify dia manify, ary dia endasina [1.1] | |
Vocabulary | Economy: food | |
Updated on 2020/07/31 |