Entry sambobelona
Elementary words sambotra ; olona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ilazana ireo olona voababo an' ady, olona azo babo tany an' ady [1.1]
Explanations in French Prisonnier de guerre [1.3]
Examples Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona [2.472]

Anagrams 

Updated on 2023/10/08