Entry salovana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fankanesana eo anoloan' ny hafa ka manembantsembana azy
Fitenenana avy hatrany alohan' ny hafa ka tsy ahazoan' izato milaza ny heviny
Ny eo anoloana amin' ny tarehy: Salovan-tava. [1.1]
Explanations in English The front [1.7]
Explanations in French Le devant, le front [1.8]
Derivatives 
Compound words 

Entry salovana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Lamba nakambana ny tondrony roa ka itsofohan'ny vehivavy [1.78]
  [Tanala] (salovaña) fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza [1.78]
 Lamba atao arondoto eo anoloana [1.1]
Synonyms salova

Updated on 2023/10/08