|
|
|
|

Entry (1/2)1  salovana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Fankanesana eo anoloan' ny hafa ka manembantsembana azy
9  Fitenenana avy hatrany alohan' ny hafa ka tsy ahazoan' izato milaza ny heviny
10  Ny eo anoloana amin' ny tarehy: Salovan-tava. [1.1]
Explanations in English  11  the front [1.7]
Explanations in French  12  le devant, le front [1.8]
Compound words 

Entry (2/2)14  salovana
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  lamba nakambana ny tondrony roa ka itsofohan'ny vehivavy [Sihanaka] [1.78]
17  (salovaña) fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza [Tanala] [1.78]
18  Lamba atao arondoto eo anoloana [1.1]
Synonyms  19  salova

Updated on 2023/10/08