Entry (1/2) | 1 salazana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Andrin-tsambo: Mirona miaraka amin' ny sambo ny salazan-tsambo |
Explanations in English |
4 [1.7] a mast |
Explanations in French |
5 [1.3#565, 1.5] mât de navire 6 [1.8] mât |
Examples |
7 sedera nalaina tany Libàna, no nataony salazana ho anao. [2.996#33.027.005] |
Vocabulary |
8 Navigation |
Synonyms | 9 salaza |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 11 salazana |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Soitrafo na havitra fitonoan-kena Talantalana eo ambony fatana: Atao eo ambony salazana ny kitay mba ho maina rehefa fahavaratra |
Explanations in English |
14 [1.7] a gridiron for roasting food |
Explanations in French |
15 [1.3#565] espèce de grande fourchette en fer, à laquelle on fixe la viande que l’on fait rôtir; gril; grillage en bois installé au-dessus du feu, afin d’y faire sécher le riz, les bûches durant la saison humide 16 [1.8] grille pour rôtir 17 [1.5] grande fourchette pour faire rôtir la viande |
Examples |
18 Apetraka eo ambony salazana avy eo. [2.117#77] 19 Ny efitra voalohany, ao atsimo, no nisy ny fatana fahandroan-kanina izay notataovana salazana. [2.472#8] 20 Eo akaikin' ny salazana, amin' ny rindrina, no nanantonana ny lambanana velarina isaky ny hisakafo. [2.472] |
Vocabulary |
21 Economy: food |
Derivatives |
|
Proverbs | 27 Proverbs containing the word salazana |
Anagrams | 28 asalazan, nasalaza, salazana |
Updated on 2021/05/08 |