Entry salazana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Andrin-tsambo: Mirona miaraka amin' ny sambo ny salazan-tsambo [Rajemisa 1985]
Explanations in English a mast [Hallanger 1973]
Explanations in French mât de navire [Abinal 1888 page 565|1.5, Rajaonarimanana 1995 page 565|1.5]
 mât [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Synonyms salaza
Examples sedera nalaina tany Libàna, no nataony salazana ho anao. [Baiboly: 33.27.5]

Entry salazana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Soitrafo na havitra fitonoan-kena
¶ Talantalana eo ambony fatana: Atao eo ambony salazana ny kitay mba ho maina rehefa fahavaratra [Rajemisa 1985]
Explanations in English a gridiron for roasting food [Hallanger 1973]
Explanations in French espèce de grande fourchette en fer, à laquelle on fixe la viande que l’on fait rôtir; gril;
¶ grillage en bois installé au-dessus du feu, afin d’y faire sécher le riz, les bûches durant la saison humide [Abinal 1888 page 565]
 grille pour rôtir [Hallanger 1974]
 grande fourchette pour faire rôtir [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Derivations 
Examples 
1Apetraka eo ambony salazana avy eo. [FOFAFIPE: Rosovola, page 77]
2Ny efitra voalohany, ao atsimo, no nisy ny fatana fahandroan-kanina izay notataovana salazana. [Andraina: Mitaraina, page 8]
3Eo akaikin' ny salazana, amin' ny rindrina, no nanantonana ny lambanana velarina isaky ny hisakafo. [Andraina: Mitaraina, page 8]
Quotes 

Updated on 2021/05/08