Entry salamo
Part of speech noun
Explanations in English A psalm [1.2]
Explanations in French Psaume [1.3]
Morphology 
Simple : salamo, salamoko, salamonao, salamony, salamontsika, salamonay, salamonareo, salamon', salamon-, salamom-
Prefixed : -tsalamo, -tsalamoko, -tsalamonao, -tsalamony, -tsalamontsika, -tsalamonay, -tsalamonareo, -tsalamon', -tsalamon-, -tsalamom-
Hyponyms Ny Salamoko (Andriamanjato Richard)
Origin English: psalm.

Entry Salamo
Part of speech name (biblical book)
Explanations in Malagasy Ny anaran' ity boky ity amin' ny fiteny hebreo dia Tehillim, izany hoe "fihirana", na Sepher Tehillim, izany how "Bokin' ny Fihirana". Ny hevitra mifono ao anaty io teny hebreo io dia "fiderana" ; ary nofidina ho anaran' ny boky izany, satria ny ankabeazan' ny teny ao anatiny dia "fiderana an' Andriamanitra". [1.38]
 Anaran' ny boky iray ao amin' ny baiboly, izay mirakitra tononkira samihafa fiderana an' Andriamanitra, miisa dimampolo amby zato [1.1]
Explanations in English Psalms: one of the books of the Bible [2.996]
Explanations in French Psaumes: un des livres de la Bible [2.996]
Vocabulary 
Article 

Anagrams 

Updated on 2024/03/17