Entry sakoitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana kankana mivelona ao anaty tsinain' ny biby lehibebe sy ny olombelona; misy karazana roa ny sakoitra: ireo avy amin' ny hen' omby ary ireo avy amin' ny henan-kisoa; mety hahatratra valo metatra ny halavan' ny sakoitra ary mety hiteraka aretina amin' ny lalankanina na mamely ny hozatra. [1.1]
 Karazan-kankana miaina amin'ny tsinain' olombelona sy ny biby sasany [1.13]
Explanations in English The tenia worm [1.7]
Explanations in French Ténia [1.54, 1.8]
 Ver intestinal, tricocéphale, ténia [1.13]
Examples Raha ondry, dia maty ny sakoitra, manehitra tambodiny dia maty; [2.48]
Vocabulary 
Derivatives 
Synonyms viky vahy
Analogs  kankana ~ viky

Anagrams 

Updated on 2020/07/31