Entry | 1 sakobonina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Entina, afenina ao anaty lamba: Nosakoboniny ny voankazo vao notazany mba tsy hangatahin' ny namany Saronana ao anaty lamba: Sakobony tsara ny marary eo am-pitondrana azy ho ao anaty fiara sao voan' ny rivotra |
Root | 4 sakobona |
Morphology |
|
Anagrams | 9 isakobonan, nasakobony, nisakobona, sakobonina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |