Entry saikatra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Very hevitra, toa misalasala: Saikatra izy, tsy hitany izay hatao, [1.1]
Explanations in English Hesitant, undecided [1.7]
Explanations in French Qui hésite; [1.8]
Examples "Saikatra aho ny hilaza izao zavatra izao", hoy, hono, izy [2.472]
Derivatives 
Synonyms saikatsaikatra

Entry saikatra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Vositra, voavositra: omby saikatra [1.78]
 Enti-milaza ny omby vositra
Sarindahy [1.1]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31