Entry sahobaka
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan' angely, izay mitovy amin' ny angely tsotra na loha, na tongotra, fa ny elany no tapany kely, ary somary botabota matavy ilay izy, indrindra ny kibo lasa leminy [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Derivations 

2011/12/04