Entry sahabo
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Teny enti-milaza habe na isa, na refy, na halavirana, na lanjan-javatra, tsy tena marina fa eo ho eo fotsiny: Sahabo ho valo kilaometatra avy eto no misy ny tanànanay
Mitovy hevitra: tokony ~ tokotokony ho [1.1]
Explanations in English About, approximately; cf. tokony; sahabo ho fito (about seven) [1.7]
Explanations in French à peu près, environ ; sahabo ho fito (environ sept) [1.8]
Examples Foto-paiso ringidringitra no mijoro toa mpiambina sahabo ho indroa mandingana miala amin'ny lalana [2.470]
Derivatives 

Entry sahabo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Anton-dia, kabary [1.78]

Anagrams 

Updated on 2022/05/02