Entry sahabo
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   Teny enti-milaza habe na isa, na refy, na halavirana, na lanjan-javatra, tsy tena marina fa eo ho eo fotsiny: Sahabo ho valo kilaometatra avy eto no misy ny tanànanay
Mitovy hevitra: tokony ~ tokotokony ho [Rajemisa 1985]
English definition   about, approximately; cf. tokony; sahabo ho fito (about seven) [Hallanger 1973]
French definition   à peu près, environ ; sahabo ho fito (environ sept) [Hallanger 1974]
Examples   Foto-paiso ringidringitra no mijoro toa mpiambina sahabo ho indroa mandingana miala amin'ny lalana [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Derivations  

Entry sahabo
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Sihanaka] anton-dia, kabary [Rakotosaona 1972]

Updated on 2017/06/30