| Entry | 1 safononoka |
| Elementary words | 2 safotra, 3 nonoka |
| Part of speech | 4 adjective |
| Explanations in Malagasy |
5 Feno hatramin' ny morony: Safononoka ny renirano noho ilay oran-kateloana tsy niato iny
6 Feno, diboka: Safononoka ny fon' ny Malagasy nahazo ny fahaleovantena [1.1] |
| Explanations in English |
7 [safo-nonoka] brimful (of a river in spate)
[1.7] |
| Explanations in French |
8 [safo-nonoka] plein jusqu'au bord rivière dont le lit est plein
[1.3] 9 [safo-nonoka] plein jusqu'au bord [1.8] |
| Updated on 2026/02/04 |
|