Entry | 1 safononoka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Feno hatramin' ny morony: Safononoka ny renirano noho ilay oran-kateloana tsy niato iny Feno, diboka: Safononoka ny fon' ny Malagasy nahazo ny fahaleovantena |
Explanations in English |
4 [1.7][safo-nonoka] brimful (of a river in spate) |
Explanations in French |
5 [1.3][safo-nonoka] plein jusqu'au bord rivière dont le lit est plein 6 [1.8][safo-nonoka] plein jusqu'au bord |
Elementary words | 7 safotra, nonoka |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |