Entry | safoina (safo) | ||||||||||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||||||||||
Malagasy definition | Enti-milaza ny zavatra ampandalovana moramora ny tanana:
Safoiny ny saokany isaky ny hiteny izy ¶ Orina: Nosafoiny tamin' ny menaka ilay tongotro narary dia sitrana ¶ Jerena ny fandehany na ny toetrany: Nosafoin' ny polisy ny tokotaninay aninaraina [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Quotes | Proverbs containing the word safoina | ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |