Entry safidim > safidy (fidy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahafahan' ny sitrapo maka izay tiany amin' ny zavatra anankiroa eo anoloany na atolotra azy: Manan-tsafidy hanao ny tsara na ny ratsy ny olombelona
¶ Fifidianana malalaka: Anao ny safidy [Rajemisa 1985]
Explanations in English choice. [Richardson 1885]
 freedom of choice [Hallanger 1973]
Explanations in French liberté de choix [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry safidim > safidim-po (fidy, fo)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy sitraky ny fo, danin' ny kibo [Rajemisa 1985]
Explanations in English same as safidy [Richardson 1885]