Entry safeli-teny
Elementary words safelika ; teny
Part of speech locution
Explanations in French Allusion [1.3, 1.5]
 Circonlocution [1.3]
Examples 
1tsy tsara ny manao safeli-teny fa aleo milaza mivantana [1.1]
2Ramahatra, raha namaly kabary an-dRainilaiarivony, alohan'ny safeliteny an-kafetsena lalina nafitsony, dia nanao izay hampientan-kafaliana ny Manjaka sy ny Praiministra ary ny vahoaka: [2.298]
Vocabulary 

Updated on 2023/10/02