Entry sady mifofotra no mively vy
Elementary words sady ... no ; mifofotra ; mively ; vy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Manao ny asa rehetra tsy misy mpanampy [1.1]
Explanations in French Non seulement il soufflera, mais il battra le fer
Figuré: laborieux [1.3]
Morphology 
Present : sady mifofotra no mively vy
Past : sady nifofotra no nively vy
Future : sady hifofotra no hively vy

Updated on 2023/11/20