Entry | saboboka (boboka) | |
Part of speech | adjective | |
Malagasy definition | Mivonto be, mibibaka sahala amin' ny zavatra vonto rano, bobo-drano; enti-milaza koa ny zavatra nosesehana rivotra na rano ka niavovona sy tonga lehibe [Rajemisa 1985] | |
Synonyms | mizihitra ~ mivozihitra | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |