Entry sabilaka (bilaka)
Part of speech adjective
Malagasy definition Tsy mahitsy tsara fa misompirana sy vilambilana, enti-milaza zavatra mifaraingo na mibaraingo ary tsy mahitsy [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms sobilaka

Updated on 2020/07/31