Entry sababa
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Lehibe, malalaka loatra tsy mifanentana amin' izay nanaovana azy: Sababa loatra iny satroka iny ho anao [1.1]
Synonyms sababaka

Updated on 2020/07/31