Entry roroha
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana kitapo anangonan' ny biby mandinika sasantsasany, toy ny omby, ny ahitra raotiny eny antsaha, ka rehefa mipetraka milamina izy, dia ampiakariny avy ao indray ireo ahitra ireo mba hitsakoany azy tsara [1.1]
Explanations in French La panse des animaux ruminants [1.3]
Examples Ary ny roroha ny sy havokavoka sy ny aty ny, sasahina: [2.48]
Vocabulary 
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2020/07/31