Entry rontsonana (rontsona)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Kapohina (amin' ny karavasy, tahamaina)
Tendrena, kitihina (valiha): Rontsony ny valiha, kaloy ny hira [1.1]
Morphology 
Present : rontsonana, rontsonako, rontsonanao, rontsonany, rontsonantsika, rontsonanay, rontsonanareo, rontsonan', rontsonan-, rontsonam-, rontsona-
Past : norontsonana, norontsonako, norontsonanao, norontsonany, norontsonantsika, norontsonanay, norontsonanareo, norontsonan', norontsonan-, norontsonam-, norontsona-
Future : horontsonana, horontsonako, horontsonanao, horontsonany, horontsonantsika, horontsonanay, horontsonanareo, horontsonan', horontsonan-, horontsonam-, horontsona-
Imperative : rontsony

Updated on 2023/01/05