Entry romotra
Part of speech adjective
Malagasy definition Voan' ny haromotana, aretina izay mahatonga ho toa adala manaikitra am-pisafoahana izay sendra azy, gaigy: Alika romotra
¶ Misafoakan-katezerana: Vao mainka romotra izy nahita an-janany naniratsira azy [Rajemisa 1985]
English definition mad as from rabbies; furious [Hallanger 1973]
French definition atteint par la rage des chiens; furieux [Hallanger 1974]
Derivations 

Updated on 2020/07/31