Entry romoromo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ambiny mitaritarika, amin-javatra nodidiana na nohetezana ka tsy nifarana tsara: Farano daholo ireo romoromo amin' ity jiafotsy ity fa maharatsy bika azy
Fahasosotsosorana, tsy fifanarahana: Aleo sosoa ampian-tsetsetra, toy izay hena matavy ampian-dromoromo [1.1]
Examples Ny romoromo ity ho afaka ihany fa ny ampamoaka misarim-pamotorana no tsy ho tanty! [2.944]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Entry romoromo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Tsiny, alahelo tsy levona ao am-po: Sindrane ravim-borondra arahin-tsetsetre tahake gisa be arahin-dromoromo (aleo ravim-bomanga arahin-tsetsetra toy izay henangisa arahin-tsiny) [1.78]
Compound words 

Updated on 2022/01/27