Entry romborombo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rambondrambony na kitsambony amin' ny zavatra tsy voafarana tsara; ambiny mitaritarika na mitarozadrozaka amin' ny taratasy tsy voadidy tsara: Makà hety hanapahana ny romborombony amin' ity lamba ity [1.1]
 Rambodrambony na tsikambony amin'ny zavatra tsy voafarana tsara [1.13]
Explanations in French Bavure [1.13]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2020/07/31