|
|
|
|

Entry1  rohizana
Root  2  rohy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fatorana amin' ny mahazaka: Rohizo io lakana io fa sao lasan' ny rano
(omby) Samborina amin' ny fanipazana tady eny amin' ny tandrony na eny amin' ny tongony: Norohizan-dRakoto ny ombiny
Tanana, hazonina: Tandremo ny teny atao fa sao rohizan' ny olona amin' ny vavanao ianao
Explanations in English  5  [1.7] to be bound with a cord
Explanations in French  6  [1.8] qu'on lie
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing the word rohizana

Anagrams  12  harozany, hizorana, hozairan, hozarain, hozarina, hozinara, nohazari, rohizana

Updated on 2023/01/20